Teny iditra | manatampody (tampody (ody)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao zaitra tampody Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny ihany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Envoyer et faire revenir le même jour Coudre en revenant en arrière [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mampanatody, manatampody |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |