Teny iditra manatangoloaka (tangoloaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka lavaka mangotàna ao anaty tany na amin' ny rindrina, na amin' ny fefiloha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatangoloaka
nanatangoloaka
hanatangoloaka

2010/05/14