Teny iditra | manatangongo (tangongo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampifanongoa, manavosa; mamory olona betsaka manodidina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Réunir, grouper, mettre en tas, grouper tout autour [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | manangotango, manatangongo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |