Teny iditra manatangorona (tangorona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamory (olona) betsaka manodidina, tsisy filaharana na filantoana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatangorona
nanatangorona
hanatangorona

2010/05/14