|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatanila
Fototeny  2  tanila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampiraika zavatra amin' ny ila na lafiny iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to push to one side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  mettre de côté [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manatanilà
Fototeny  12  tanila
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatanila [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14 manatanilà, manatanila, 15 mañatilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20