Teny iditra manatataka (tataka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manapaipaika, manantsody [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatataka
nanatataka
hanatataka

2010/05/14