Teny iditra manatatao (tatao)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka eo ambony loha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to carry on the head [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre sur la tête [Hallanger 1974]
Endriteny 
manatatao
nanatatao
hanatatao
manatataova

2012/05/05