Teny iditra manatete (tete)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampidina (rano na fanafody) mitsitaitaika toy ny patrakala [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatete
nanatete
hanatete
manateteva

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14