Teny iditra manatody (atody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To lay eggs. [1.2]
 To lay an egg [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pondre un oeuf [1.8]
Ohatra 
1Tsy misy milina manatody izany. [2.117]
2Ka manatody io vorona io, ka efa ho foy. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatody
Ny lasa : nanatody
Ny hoavy : hanatody
Filaza mandidy : manatodiza
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20