Teny iditra manatofantsika (tofantsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zavatra ohatra ny volantsinana, ohatra ny andohalambo; mandantsika; manantsika; mamokoka
¶ Mampiandry ela [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatofantsika
nanatofantsika
hanatofantsika

2010/05/14