Teny iditra manatokelaka (tokelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihomehy mikakakaka feno hafaliana (fiteny koa ny hoe: "Mampitokelaka") [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatokelaka
nanatokelaka
hanatokelaka

2010/05/14