Teny iditra mañatoñaleña
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] mamatonalina: Naharare ny foko androkandrolava ko tsa nahita tory aho lake raika:save mievelaña mady mañatoñalena iny (Naharary ny kiboko androany tontolo ka tsy nahita tory aho na indray maka aza fa mivoaka foana mamatonalina iny) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01