Teny iditra manatonantonana (tonantonana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampidonanapoana, mampiandry foana tsy misy antony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatonantonana
nanatonantonana
hanatonantonana

2010/05/14