Teny iditra | 1 manaton-doza |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy |
Singan-teny | 4 manatona, loza |
Tovy hevitra | 5 mananty loza |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny manaton-doza io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |