Teny iditra manatopatopa (topatopa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihetsiketsika, mampivembena mankatsy mankaroa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatopatopa
nanatopatopa
hanatopatopa

2010/05/14