Teny iditra manatorisika (torisika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamporisika (alika) hiady na hanaikitra olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatorisika
nanatorisika
hanatorisika

2010/05/14