Teny iditra manatotongana (totongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy
Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavaviny izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatotongana
Ny lasa : nanatotongana
Ny hoavy : hanatotongana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20