Teny iditra | manatrika (atrika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny ¶ Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy ¶ Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana anglisy | to face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to face, to meet face to face [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Famaritana frantsay | faire face; assister à [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manatrika io | ||||||||||||||||
Teny iditra | mañatrika | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] mitahy, manampy [Rakotosaona 1972] | ||||||||||||||||
2012/05/06 |
![]() |