| Teny iditra | 1 manatsafa |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bezanozano+Sihanaka] miarahaba
[1.78] |
| Ohatra |
4 ny zovinao manatsafa ny any ho any!
[1.279#mg]
|
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|