Teny iditra manatsararaka (tsararaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao feo mikiririoka no sady farimparina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsararaka
Ny lasa : nanatsararaka
Ny hoavy : hanatsararaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20