Teny iditra mañatsary
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mamboatra, manatsara [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] mamboatra [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] mandamina [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mamboatra, manamboatra, mampirina, mandamina [Rakotosaona 1972]

2009/09/01