Teny iditra manatsatsiaka (tsatsiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrovitra (zavatra) ka atao heno ny fitriarany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsatsiaka
nanatsatsiaka
hanatsatsiaka

2010/05/14