|
|
|
|

Teny iditra1  manatsatso
Fototeny  2  tsatso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ
Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy
Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12