Teny iditra manatselaka (tselaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirehitra tampoka; mampitselatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatselaka
nanatselaka
hanatselaka
manatselàha

2010/05/14