Teny iditra manatsetsaka (tsetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrehitra, mampirehitra, manatsolo afo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsetsaka
nanatsetsaka
hanatsetsaka

2010/05/14