Teny iditra manatsikana (hatsikana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamazivazy, manaraby, mihomehy (olona), mamitaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsikana
Ny lasa : nanatsikana
Ny hoavy : hanatsikana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20