Teny iditra manatsikebona (tsikebona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manetsiketsika ny fotaka na ny loto ao anaty rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsikebona
nanatsikebona
hanatsikebona

2010/05/14