Teny iditra manatsikefakefaka (tsikefakefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka amin' ny laniny iray; manofahofa amin' ny laniny iray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsikefakefaka
nanatsikefakefaka
hanatsikefakefaka

2010/05/14