Teny iditra (1/2) | 1 manatsikera |
Fototeny | 2 tsikera |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] fouiller, critiquer |
Ohatra |
6 ery amin' ny fara-vodilanitra ery ary injany rivotra maherihery fihavy mampidoladola ny hazo ao an-tanàna, sy manatsikera ny tafon-trano ravinala. [2.499] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manatsikerà |
Fototeny | 12 tsikera |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsikera [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 amerantsika, anatsikeram, manatsikera, manatsikerà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |