Teny iditra manatsingevina (tsingevina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manasavilivily, manakipilipily [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsingevina
nanatsingevina
hanatsingevina
manatsingevena

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/23