Teny iditra manatsipelika (tsipelika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manetsiketsika miankavia miankavanana, manasavilivily, manapelipelika: Manatsipelika ny rambony ny omby mba handroahany ny latitra mipetaka aminy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsipelika
nanatsipelika
hanatsipelika

2010/05/14