Teny iditra manatsipeloka (tsipeloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao teny an-tsafelika mba hamelezana olona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsipeloka
nanatsipeloka
hanatsipeloka
manatsipeloha

2010/05/14