Teny iditra manatsivetraka (tsivetraka (vetraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamelatra, mametraka hitoetra amim-piadanana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsivetraka
Ny lasa : nanatsivetraka
Ny hoavy : hanatsivetraka
Filaza mandidy : manatsivetraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20