Teny iditra | 1 manatsoaka |
Fototeny | 2 tsoaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de 6 [1.13] déduire, retirer |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 manatsoaka, natsamakao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |