Teny iditra | 1 manatsolotsolotra |
Fototeny | 2 tsolotsolotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandroso loatra ny tanana (rehefa milalao kanety), manao an-kitsolo Mandroso kely dia mampihemotra miverimberina ny tanana, ny motin' ny bibikely |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 manolotsolotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |