Teny iditra manavangongo (vangongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitangoron-javatra miavoavo amin' ny toerana iray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manavangongo
nanavangongo
hanavangongo
manavangongòa

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14