|
|
|
|

Teny iditra1  manavesatra
Fototeny  2  vesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to weigh down
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] mettre un fardeau sur
Ohatra  7  Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo. [2.499#]
8  Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13  mamesatra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny manavesatra io

Fivaditsoratra  15  mañavaratse, manavesatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21