|
|
|
|

Teny iditra1  manaviavia
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  haviavia
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.10#H136] tsy hay atao tsara amim-pahakingana
Ohatra  8  [1.436#] Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy.
Tovy hevitra  9  manavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29