Teny iditra | 1 manavorovoro |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manakorontana, manasafotofoto, manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto: Manasavorovoro kofehy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] (peu usité) mettre en désordre, pêle-mêle, chiffonner, encombrer |
Fototeny | 5 vorovoro |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mamorovoro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |