Teny iditra | 1 manavovona |
Fototeny | 2 vovona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 manasavovona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |