Teny iditra (1/2) | 1 manazimba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io |
Ohatra |
4 [2.285#] Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. |
Fototeny | 5 zimba |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny manazimba io |
Teny iditra (2/2) | 11 manazimbà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazimba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 zimba |
Fivaditsoratra | 16 anazimbam, manazimbà, manazimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |