Teny iditra | 1 mandôliny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 vehivavy mora manaiky, makorelina [1.60] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 prostituée, pute, putain [1.60] |
Tovy hevitra | 5 daba lôka, dakôtà, kapa vy, kôdy, koetra, kôksa, mafy tratra, makôsà, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsimirirana, tsy vaky atonta |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |