|
|
|
|

Teny iditra1  mandadiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Hanin-kotrana, toy ny saonjo, mangahazo [1.1]
Voambolana  4  Haizavamaniry: anana

Fivaditsoratra  5 andadimana, 6 mandadiana, 7 midanadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12