Teny iditra mandadilady (ladilady (lady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: [2.928]
Ohatra 
1Raha azoko izany, ataoko mandadilady amin' ny tany. [2.472]
2Aiza izaho mandadilady ity ve no ho zary hanana elatra hanidina, sady ho tonga tsara tarehy? [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandadilady, mandadiladin', mandadiladin-, mandadiladim-
Ny lasa : nandadilady, nandadiladin', nandadiladin-, nandadiladim-
Ny hoavy : handadilady, handadiladin', handadiladin-, handadiladim-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03