Teny iditra |
mandadina
(dadina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana Mandady ka manodidina, mamaditra: Mandadina amin' ny hazo ny vahy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To twist, to wreathe, to entwine, to tie [1.2]
|
Ohatra | ny vahy sy ny havoatra miantsampy mandadina amin' ny hazo, ny oviala sy ny anatsongan' ala;
[2.587]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandadina |
Ny lasa : |
nandadina |
Ny hoavy : |
handadina |
Filaza mandidy : |
mandadima |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mandadina
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Mihanika [1.78]
|
|
Teny iditra |
mandadina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de ladina : tige rampante). Malzac orthographie mandadiana et ajoute : « nom d'une plante rampante » :
Ludwigia prostrata Roxb. (Onagraceae) d'après Perrier de la Bâthie dans le Flore de Madagascar, Onagraceae (1950) p. 9-10. Petite herbe commune du bord des rizières et étangs. C'est par erreur que Decary l'a identifiée à Ludwigia jussiaeoides Lam., grande herbe annuelle érigée.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Ludwigia prostrata |
Voambolana |
|