|
|
|
|

Teny iditra1  mandafatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  lafatra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan' ny loza roa
Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] graduer

Fivaditsoratra  10  mandafatra, tafaandram

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29