Teny iditra | 1 mandafika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manisy zavatra hatao lafika: Iza no nandafika mololo ireto entana ireto? |
Fototeny | 4 lafika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 mandafika, mifandaka, mifandakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |