Teny iditra (1/3) | 1 mandakana |
Fototeny | 2 lakana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihady, na mihoho tany miendrika lakana. Manao tatatra na lakan-drano Enti-milaza nofo mitondra ny dian' ny kapoka nafitsoka azy |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 mandakana |
Fototeny | 10 lakana |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] In Imerina it means weak from a flogging |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] qui porte les marques, les sillons des coups reçus |
Teny iditra (3/3) | 14 mandakana |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] [Provincial]
to remain in a place, to be always at a place, as a beggar, or a creditor dunning a debtor |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 21 andakanam, mandakana, nandamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |