Teny iditra mandalambitsika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza lamba na akanjo efa tonta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampony, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31