Teny iditra mandalatra (lalatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy soritra na tataka kely amin' ny lelanjava-maranitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandalatra
Ny lasa : nandalatra
Ny hoavy : handalatra
Filaza mandidy : mandalara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20